I am M.A.D.Madagascar (Raboussa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
D.Code(....)
Raboussa :
Zah tsy mangina,raha mbola misy zaza matinoana
Mba te hianatra mandavan-taona
Ny hoenti-manana kanefa foana
Tsy mahalatsaka tomany mipitrapitra hoatran'ny moana
Yeah
Raha mbola misy 'reny manantena
Dia hiala lavitra ny mosarena
Te hanaiky an'ilay fandresena nefa
Voatositosika vonan'ny mpanankarena
Ah....
Raha mbola misy ny olona fo-vato
Nihabobaka be izy tato hoato
Tsy mandeha 'lay feo manakoako hoe 'zay misaraka dia fasika
mitambatra vao
Dia miangavy FANAMPIANA avy amin'ny fo
Raha maty nge ry bandy samy ho lo
Raha simba Gasikara samy VOA
Tanindrazako Malala o,
Madagasikara soa

Shun :
Hay maniry, ireto izahay misolo tena,
Fa mahatsapa tena
Talenta no azonay omena
Miantso anao handray andraikitra a
Fa mila anao ny firenena
Sambatra izay manetri-tena,
ka omeo 'zay azonao homena

Mba manomeza a(omeo 'lay feo manakoako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Raboussa
Vangy : 3409
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : noor2015
Daty : 28/03/2015 18:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0771