Alaiko sipa, alaiko vady (Raboussa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asa raha tsapanao ny zavatra tiako kozina
Lazaiko anao androany izy ho ataoko fanahinina
Lay nofintsika roa hoe mandrakizay hifankatia
Androany tanterahiko raha ohatra tindry
Satria zah efa vonona satria zah tena tia
Elako ny sora ho aenako ny pi
Hovaiko ny taloha le oe maditraditra
Le te ho jiolamboto reny tantara efa vita
Fa draindray zah saropiaro a! k'aza maka lagy
Tiko ho fantatry ny tontolo mantsy ianao no alaiko vady
Zah tsy manankarena fianao ho atoko sambtra
Kozy io f tsy lainga @fo tsy miangatra
F'ireo teny maloto ho soloiko vazo
Tontoloko be sento ka soloiko vonikazo
Ra mafy ny combat zah vonona ny iady
Enao no alaiko sipa ianao no alaiko vady

ref :
Zay lay fanambiiiy , zay lay fanambiiiy
Ho alaiko sipa alaiko vadiiiy e!
Fa sady sip ianao no vadiiiy
O! vadiiy!

De de manomboka androany a! taraiky ny mpanenjika
Nariry antsika isaraka nariry antsika ho rendrika
Hoe zah animba anao reny laingany daholo
Lazainy jiolamboto zah lazainy panamoly
Milaza ho namanao izy dia mila ronindroniny
lazao azy fa tsy fanao ny miditra @fiainanolona
Aleo hitabataba f'aza enoina zay teneny
Ny antsika roa tsy ho rava dia aveo izy manenina
Ianao rery no tiko zah tsy mila mitady
Manombok ny alatsinainy tsy tampitra raha tsy alahady
Fitia mandrakizay engane tsy misy sampona
Volana janoary tsy tampitra raha tsy desambra
Fenao no reninjanako tsika iteraka roa lahy
Le voloany mlay de le faha roa reda
Na mafy ny combat zah vonona ny iady
Enao no alaiko sipa ianao no alaiko vady

ref :
Zay lay fanambiiiy , zay lay fanambiiiy
Ho alaiko sipa alaiko vadiiiy e!
Fa sady sip ianao no vadiiiy
O! vadiiy!

Ye! R.A.B.O.U.S.S.A !!
ampitiavana Arakizay Doxy a!
Revina ISLAH ben a!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Raboussa
Vangy : 1717
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : rayame2714
Daty : 23/11/2020 19:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749