Hiaraka foana isika (QG)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiaraka foana isika
Sady tafa daholo
Ka na celynz inona mandeha tononkira.serasera.org
Dia tsika hiraharaha
Za hiraharaha
Firaisankina ounmgc no tadiavina
Tahaka ny any ambanivohitra
Ka na iza hila vaniny
dia tsy maintsy hiforitra
QG midika fa tsy mivaky loha
Ka izahay tsy hiraharaha
Za hiraharaha
Ka hiaraka saeajwy foana isika...Mandrakizay
Sady tafa daholo
Ka na celynz inona mandeha tononkira.serasera.org
Dia tsika hiraharaha
Za hiraharaha
Firaisankina ounmgc no tadiavina
Tahaka ny any ambanivohitra
Ka na iza hila vaniny
dia tsy maintsy hiforitra
QG midika fa tsy mivaky loha
Ka izahay tsy hiraharaha
Za hiraharaha
Ka hiaraka saeajwy foana isika...Mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : QGVangy : 2117
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAKOTOVAO-RAVAHATRA Ndriana
Daty : 05/12/2002 10:00
