Mider'Azy (PRAY'F)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
🎶🔹 Pray'f 🔶 MIDER'AZY 🔹🎶1- Zahay navy eto o
Hidera Zanahary e
Zahay navy eto o
Hidera Zanahary e
Tsy misy ny tomany e
Tsy misy koa marary e
Tsy misy ny tomany e
Tsy misy koa marary e
Réf:
Hidera, hifaly e
Midera Anao zahay Zanahary e
Hidera, hifaly e
Nomenao fiainana lavorary e
Hidera, hifaly e
Tsy misy Anao zahay koa marary e
Hidera, hifaly e
2- Isika hifety e
Hifaly sy hiravo o
Hiaraka handihy e
Hanandratra ny avo o
Isika hifety e
Hifaly sy hiravo o
Hiaraka handihy e
Hanandratra ny avo o
Bridge:
Fiderana hatrany e
Fiderana ny any e
Fiderana hatrany e
Fiderana ny any e
Zahay mider'Azy e
Tsy maintsy courage e
Zahay mider'Azy e
Tsy maintsy courage e
Vidéo Hira Fiderana
--------
Rohy:
