Ireo nomenao (Poon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nadikan'i FRAPOLI TsiTsï Ryan
Nomenao beylhaf ny ainao,
Mba ho velona hiaraka opls aminao.
Nomenao ny sainao,
Mba handinika! 'zay rehetra mety atao.
Nomenao fanahy aho,
Ahaizako milaza izay ambaranao.
Nomenao ny tany aho,
Mba ho fitoriana pwzg ny fampianaranao.
Nomenao finoana aho, ahaizako manaiky!
Ny fahasoavanao Jesoa!
Nomenao ahy, ny fanantenana!
Tsy ahakivy ahy ety.
Nomenao ry Tompo, ny fitiavanao sy ny fo mitempo.
Ahaizako manampy, 'reo namako mahantra; marary sy maratra.
(Instrumental...)
/> Miakatra >>>
Nomenao finoana aho, ahaizako manaiky!
Ny fahasoavanao Jesoa!
Nomenao ahy, ny fanantenana!
tononkira.serasera.org Tsy ahakivy ahy ety.
Nomenao ry Tompo, 'lay fitiavanao sy ny fo mitempo.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoonVangy : 1214
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsitsiiloparf
Daty : 14/03/2020 19:32