Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAMY NY AKANY (Pauline Rabehasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hariva ny andro
Mangina ny tany
Irony masoandro mihilana hatrany
Lasa ny sento
miampita wbeeo any ho any.
Tsaroako eto
Fa mamy ny ankany
Ny ventso injao mitalaho
Fa he sarak'olona sywycwi irery
Ary ranomaso mitraho
Mitomany tsy zvhjdi tononkira.serasera.org misy mpijery
Mangina ny tany
Irony masoandro mihilana hatrany
Lasa ny sento
miampita wbeeo any ho any.
Tsaroako eto
Fa mamy ny ankany
Ny ventso injao mitalaho
Fa he sarak'olona sywycwi irery
Ary ranomaso mitraho
Mitomany tsy zvhjdi tononkira.serasera.org misy mpijery
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pauline RabehasyVangy : 1620
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Felandrano
Daty : 30/04/2024 09:36
