Tiava zaho (Parish ft Queen)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
By Rom-ka Obama Fortunez✍️Ooooohhhh oooooh
𓊈Queen𓊉
Taloha zah tsy natoky fitia
Taloha zah vô diàdià
Taloha zah tsy naharegny
Sirony fitiavagna aaaaah
Taloha iz’io everiko angano oh
Iaraka amin’ôlo zah lasa kamo é
Satria efa fay
Nefa zaho vô nahita anao
Velom-pagnantenagna zaho
Nisokafinao maso naka
Nampianarinao tegna fitia
Lasa zatra zaho ankilanao
Tsy matokagna koa tsy eo anao
Ny iangaviako aminao
Tiava zaho fa tiako anao
Tiava zaho fa tiako anao oh ooooh
(oooh ooooh oooh ohhhh)
Tiava zaho fa tiako anao oh ooooh
(oooh ooooh oooh ohhhh)
𓊈Parish𓊉
Taloha zah tsy natoky fitia
Taloha zah vô diàdià
Taloha zah tsy naharegny
Sirony fitiavagna aaaaah
Taloha iz’io everiko angano oh
Iaraka amin’ôlo zah lasa kamo é
Satria efa fay
𓊈Duo𓊉
Nefa zaho vô nahita anao
Velom-pagnantenagna zaho
Nisokafinao maso naka
Nampianarinao tegna fitia
Lasa zatra zaho ankilanao
Tsy matokagna koa tsy eo anao
Ny iangaviako aminao
Tiava zaho fa tiako anao
𓊈Parish𓊉
Tiava zaho fa tiako anao oh ooooh
(oooh ooooh oooh ohhhh)
Tiava zaho fa tiako anao oh ooooh
(oooh ooooh oooh ohhhh)
Dès que t’es arrivé, mon cœur a su
Que c’était toi, l’inconnue attendu
Tput c’est éclaire,tout est devenu doux
Depuis ce jour-là
Je vis pour nous
𓊈Duo𓊉
Tiava zaho fa tiako anao oh ooooh
(oooh ooooh oooh ohhhh)
(anao é , anao oh)
(anao é , anao oh)
(anao é , anao oh)
Tiava zaho fa tiako anao oh ooooh
(oooh ooooh oooh ohhhh)
(anao é , anao oh)
(anao é , anao oh)
(anao é , anao oh)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Parish ft QueenVangy : 20
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Romka
Daty : 09/03/2026 20:04
