Ny Foko Ve ? (Ossy (Rakoto de Monplaisir))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-4
Ny aolzcio foko ve no adala
Ka mifikitra tsy miala
Sa tsy mety ho vahana
Amin-javatra raràna
Sa qlxny ilay toka-nofinidy
No xbcwsvnw tsy mamy fa mangidy
Saingy zavatra efa tiana
Ka iniako hikipiana
2-3
Ny iriko mba ho anjara
No lazaina fa tsy tsara
Ilay nambabo ny fanahy
Nofefena tsy ho ahy
Asa lahy izay hihantra
Sy hanjo ity fo mahantra
Na mba hisy fitsaboana
Na hijalijaly foana
Auteur : Rakoto de Monplaisir
Compositeur : Naly Rakotofiringa
Kapila : Decca tononkira.serasera.org – 53118
Ny aolzcio foko ve no adala
Ka mifikitra tsy miala
Sa tsy mety ho vahana
Amin-javatra raràna
Sa qlxny ilay toka-nofinidy
No xbcwsvnw tsy mamy fa mangidy
Saingy zavatra efa tiana
Ka iniako hikipiana
2-3
Ny iriko mba ho anjara
No lazaina fa tsy tsara
Ilay nambabo ny fanahy
Nofefena tsy ho ahy
Asa lahy izay hihantra
Sy hanjo ity fo mahantra
Na mba hisy fitsaboana
Na hijalijaly foana
Auteur : Rakoto de Monplaisir
Compositeur : Naly Rakotofiringa
Kapila : Decca tononkira.serasera.org – 53118
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ossy (Rakoto de Monplaisir)Vangy : 147
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 14/07/2026 02:28
