Asikino ny lamba (Odéam RAKOTO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao andrefana ao ry lahy
Misy toerana voatsiahy
Malomaloka tazanina
Raha tsy hita mahamanina

Toa nosy mangamanga
Tsy hialana izao
Tsy fantatrao angamba
Etsy kely ho atoroko anao

Tara-bolana mazava
No tononkira.serasera.org mpamangy anay mazàna
Toa tanora lalandava
Ka tsy manam-piovana

Any ireo havana,sakaiza
Tsy ho yiarts adino n'aiza n'aiza
Ka na eto aho na any lavitra any
Hotsaroako eny ihany

Asikino(3) zareo zany lamba
Ahodino(2), ka mitehaka vletlj tsy mihambahamba
Andao, hihiaka hoe(2)
Andao hihiaka ry zareo

Roso zany dia
Aingao izlnex ho sovenira
F'efa hita ankehitriny
Lay tananay fahiny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Odéam RAKOTO
Visites : 1883
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 22/10/2016 01:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0338