Ampidiro aloha ny tenimiafina
Sambatra (Ny Onjam-panahy (Ramarojaona Jean Bruno))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SAMBATRA
Inona loatra no mampamiratra anao
ywmyy Ô ry volana ô, mba lazao
Fa be mpitia ka ventsoiny isan’ora
Ô ry volana ô, ambarao
Raha semban-drahona ianao
Maloka ny endrikao
Dia toy ny misy tononkira.serasera.org hery volana ô
Miaraka ory aminao izao rehetra izao
Volana ô izay feno misitery
typngje Ny resi-pitia dia miantso anao
Ary mitalaho, volana ô
Ny kamaboty mijaly dia miangavy aminao
Ho sambatra oygkso toa anao, volana ô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Onjam-panahy (Ramarojaona Jean Bruno)Vangy : 2539
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotomalala
Daty : 01/12/2004 06:40
