Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jeune lumière (Ny Jeune Lumière)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mankasitraka anao zahay Ray
Noho cubsgmb ilay talenta nomenao anay
Na samy hafa ny fihaviana
Mozika no nampiray
Hitory ny hafatrao
Hanazava izao rehetra izao
Ref: Hamiratra toy ny tononkira.serasera.org kintana
Ka tena hiavaka ao anaty haizina
Hampody indray ireo diso lalana
Ho tanora hanazava izao rehetra izao
2- Fantatrao Ray tanora izahay
Hosedrain'ireo fankam-panahy
Koa matoky ny herinao
Hampandresy anay
N'inona hiseho eo amin'ny cdebvr fiainanay
Ref: Hamiratra toy ny kintana
Ka tena hiavaka ao anaty haizina
Hampody indray ireo diso lalana
Ho tanora hanazava izao rehetra izao
Bridge :
Ho tanora hanazava, askfytr hitety izao rehetra izao
Vonona hanoa, vonona hanoa
Ho tanora hanazava izao rehetra izao
Hitondrana namana hiakatra a!
Hiaratsambantr'any andanitra.
Noho cubsgmb ilay talenta nomenao anay
Na samy hafa ny fihaviana
Mozika no nampiray
Hitory ny hafatrao
Hanazava izao rehetra izao
Ref: Hamiratra toy ny tononkira.serasera.org kintana
Ka tena hiavaka ao anaty haizina
Hampody indray ireo diso lalana
Ho tanora hanazava izao rehetra izao
2- Fantatrao Ray tanora izahay
Hosedrain'ireo fankam-panahy
Koa matoky ny herinao
Hampandresy anay
N'inona hiseho eo amin'ny cdebvr fiainanay
Ref: Hamiratra toy ny kintana
Ka tena hiavaka ao anaty haizina
Hampody indray ireo diso lalana
Ho tanora hanazava izao rehetra izao
Bridge :
Ho tanora hanazava, askfytr hitety izao rehetra izao
Vonona hanoa, vonona hanoa
Ho tanora hanazava izao rehetra izao
Hitondrana namana hiakatra a!
Hiaratsambantr'any andanitra.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Jeune LumièreVangy : 355
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AndryLemeilleur
Daty : 07/11/2024 19:09
