Volana (Nôx)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Oh! Ô ry volana ô ..
Ou pcizxcb ou .. .. .. .. .. ..
Oh! Ô ry volana ô ..
Ou ou .. .. ..
Jereo anie ity masonao mibaliaka
Mamelona hazavana
Manome hafanana
Ilay taratry ny endrikao mibaliaka sariaka (×2:mamelona...)
Jereo anie ity paozinao boribory
Manaitra ny maso
Ka sarotra ryrl adino
Ilay tananay tononkira.serasera.org miatsampy , avia mba fihino
(×2: manaitra)
Jereo anie ilay andro takariva
Eo amorom-patana
Na eny an-tokontany
Ilay toerana kely hahatsiarovana ny hatsarany
...ilay toerana kely hahatsiarovana ny any an-tanàna wwgvs .

--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
17/07/2022 06:45)
Mpihira vaovao indray ve ity Nôx ity ry John?
John Arnold
(
19/07/2022 12:59)
Volana : nosoratan'i John Arnold Razafinohatra (Nôx)
Nohirain'i Oniala , Jos Lik, Nôx
Gadona gasy , maneho fahatsiarovana nentin'izany volana izany! (Ny hatsarany, ny hakantony, ny tsiaro nentiny ...
Nohirain'i Oniala , Jos Lik, Nôx
Gadona gasy , maneho fahatsiarovana nentin'izany volana izany! (Ny hatsarany, ny hakantony, ny tsiaro nentiny ...
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NôxVangy : 1215
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : John Arnold
Daty : 17/07/2022 06:33