ZANAK'ONDRY (NOTRE DAME DE L'ASSOMPTION)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Nomen’ny Ray antsika ny zanany,
Nanaraka ny fomba maha olombelona,
Nefa tsy mba nanota,
Mba hanatanteraka ny famonjena antsika
Ry Zanak’Ondrin’Andriamanitra,
Mamindrafo aminay ee
Fiv: Ry Zanak’Ondrin’Andriamanitra,
Zay manala ny fahotan’izao tontolo izao,
Izay manala ny fahotan’izao tontolo izao ee
Mamindra fo aminay
2.Nenjehina, nampijaliana Ianao Jeso;
Nororana ary nokapohina koa;
Nofantsihana ka maty ambony hazo;
Ho fanalana ny fahotanay ratsy,
Ry Zanak’Ondrin’Andriamanitra,
Mamindrafo aminay ee
Fiv: Ry Zanak’Ondrin’Andriamanitra,
Zay manala ny fahotan’izao tontolo izao,
Izay manala ny fahotan’izao tontolo izao ee
Mamindra fo aminay
3.Nandresy ny fahafatesana rdheit Ianao Jeso
Satria natsangan’ny Ray,
Hiala tao ampasana
Nampakariny Hiakatra any an-danitra;
Ry Zanak’Ondrin’Andriamanitra,
Omeo fiadananao ‘zahay ee
Fiv: Ry Zanak’Ondrin’Andriamanitra,
Zay manala ny fahotan’izao tontolo izao,
Izay manala ny brvmifr fahotan’izao tontolo izao ee
Omeo fiadananao izahay(Omeo fiadananao izahay ee)
Ome fiadananao izahay,(Omeo,Omeo fiadananao ee)
Omeo fiadananao tononkira.serasera.org izahay
fqhvnn

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NOTRE DAME DE L'ASSOMPTIONHits : 3310
Likes : 0 Like
Created by : angelicatny
Date : 22/01/2010 10:18