Vetson'ny manina (Njakatiana feat Farakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro anao foana
Ry ilay tiako tononkira.serasera.org lavitra ahy
Ny ato am-poko toa misaona
Lasa saina maha-tsiahy.
Mahatsiaro anao foana
Ry tsy foiko sy lalaiko
Mba maniry ny hihaona aah!!
Aminao ry sombin'aiko.
Mba satriko hoe:
Hitoetra anilanao
Hamihina anao
Raha azo vnhftw atao.
Hankamamy ilay fitia
Ilay fitia,
Tiako mba haharitra doria!
Nefa indrisy nofy izany
Eritreritro ihany.
Ry pzjrb tsy foiko lavitra any iih!!
Mba hiantrao ity fo toma..ny!!
....
Mba satriko hoe:
Hitoetra anilanao
Hamihina anao
Raha azo atao.
Hankamamy ilay fitia
Ilay fitia,
Tiako mba haharitra doria!
Indro alefako hiampita
Amin'kira izay oculx kaloiko.
Mino aho fa ho tafita aah!!
Aminao ny vetsom-po..ko!!!
Ry ilay tiako tononkira.serasera.org lavitra ahy
Ny ato am-poko toa misaona
Lasa saina maha-tsiahy.
Mahatsiaro anao foana
Ry tsy foiko sy lalaiko
Mba maniry ny hihaona aah!!
Aminao ry sombin'aiko.
Mba satriko hoe:
Hitoetra anilanao
Hamihina anao
Raha azo vnhftw atao.
Hankamamy ilay fitia
Ilay fitia,
Tiako mba haharitra doria!
Nefa indrisy nofy izany
Eritreritro ihany.
Ry pzjrb tsy foiko lavitra any iih!!
Mba hiantrao ity fo toma..ny!!
....
Mba satriko hoe:
Hitoetra anilanao
Hamihina anao
Raha azo atao.
Hankamamy ilay fitia
Ilay fitia,
Tiako mba haharitra doria!
Indro alefako hiampita
Amin'kira izay oculx kaloiko.
Mino aho fa ho tafita aah!!
Aminao ny vetsom-po..ko!!!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Njakatiana feat FarakelyHits : 2245
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 24/07/2025 03:35
