ROBOKA (Nirina-R)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia roboka aho nandray ny fonao
Efa revo uhokrb ery fa hoe tsy frhal kilalao
Dia natolotro ny amiko rehetra
Tsy mba fantatro ianao nanafi-toetra

Nantenaiko ianao fa hoe ahy irery
Indrisy anefa indrisy fitia fangala-piery
Ny lalana aleha toa misimisy ahiana
Hay ianao ity ve ka manana olo-tiana

         Fiv:      Tsikitsikinao sariaka no nambabo ahy
                     Fa t'anatinao dia feno haratsia-panahy
       ohcjevbb               Ireo fihetsikao mody miravaka fitia
                     Nefa hodi-janak'ondry tafian'amboadia

Faly ery nahazo fa bika sy tarehy
Hay ny mahalala efa nihomehy
Dia afa-baraka ho an'izay nahita
Nefa atao ahoana izay aloha no vita

Tsy tomany aho tsy hitomany anao
Mino manantena hafa vaovao
Atao toy ny tononkira.serasera.org ts'isy sady efa rava
Ny todim-pitia kosa manodiava

A/C: RAKOTONIRINA Désiré

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nirina-R
Vangy : 2241
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nirina-R
Daty : 18/04/2017 10:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0282