Namako (Nikki)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NAMAKO
Oie
Oie
Oie
Oie
Oh ana lalah’eh
Fombana lalah’eh
Magnano viavy tsisy jer’éh
Fanaka malem’eh
Ampirafesina viav’eh
Atôna raha mampiad’eh
Mitsangy ana manankery
Ka mijaly vadina samfkoa ah
Ah ah ah
Ah ah ah
Nindosina tononkira.serasera.org fagnala hid ‘eh
Naboakana ny didy eh
Karaha fanaka magneva tragno oh
Nataona twyug kilalao
Ah ah ah
Nefa tadidio arô lalahy
Na mahaleo tegna anao oh
Natera behivavy
Hajao vadinao
Io solon dreninao
Hikarakara anao oh
Izy koa de reninao
Ah ah ah
Ana namako oh namako eh namako mbriil oh
NIKKI
Oie
Oie
Oie
Oie
Oh ana lalah’eh
Fombana lalah’eh
Magnano viavy tsisy jer’éh
Fanaka malem’eh
Ampirafesina viav’eh
Atôna raha mampiad’eh
Mitsangy ana manankery
Ka mijaly vadina samfkoa ah
Ah ah ah
Ah ah ah
Nindosina tononkira.serasera.org fagnala hid ‘eh
Naboakana ny didy eh
Karaha fanaka magneva tragno oh
Nataona twyug kilalao
Ah ah ah
Nefa tadidio arô lalahy
Na mahaleo tegna anao oh
Natera behivavy
Hajao vadinao
Io solon dreninao
Hikarakara anao oh
Izy koa de reninao
Ah ah ah
Ana namako oh namako eh namako mbriil oh
NIKKI
--------
Rohy:
