Lawaiky (Nathan Gabri)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaka hainao vangoy

Vomaina, volamena, Mpakan'ny vy e!
Ahondray valay be
Tany sy harena gasy njiaby io e
Amidinay valay be


Izay tsy mikipy tsy ameko!
Nahoana e! nahoana e!
Izay manokabava gadraiko o
Nahoana e! nahoana
Izay mamalivaly simbaiko o
Nahoana e! nahoana e!
Fa mila manaraka baiko o!
Nahoana e! Nahoana e

He! Allo ! Malko
Tairo za passio stylo
Fa manonga inspi ny zokinao
Kara Dadoko amin'ny Ribo
Tsy takatra philo fa trop
Tanora zo mampiasa coco
Ambarako anaty morceau
Fa tsy mahazo miteny izahay barbo


Ref :: Vomaina, volamena, Mpakan'ny vy e!
Ahondray valay be
Vomaina, volamena, Mpakan'ny vy e!
Ahondray valay be
Tany sy harena gasy njiaby io e
Amidinay valay be
Tany sy harena gasy njiaby io e
Amidinay valay be

oo!!

Matsabory tsisy voay
Hijoboan'ny adala jiaby
Kara izany koa taninay
Kila olo manota fady
Izay mahery andra ampidirna am-ponja
Izay misy pif mitondra
Be diplome tsisy kandra
Gasy e

Very jery mipetraka
Tsy haiko atao fa lany fanahy zaho
Ny tegna no menatsa
Manenty zaka ataoandreo ambony ao
Ireo misary lefaka
Madagasikara ity tsy kilalao o
Hanody anao e
Herim-po ny Ntaolo hanody anao e

He! Allo ! Malko
Tairo za passio stylo
Fa manonga inspi ny zokinao
Kara Dadoko amin'ny Ribo
Tsy takatra philo fa trop
Tanora zo mampiasa coco
Ambarako anaty morceau
Fa tsy mahazo miteny izahay barbo

Ref :: Vomaina, volamena, Mpakan'ny vy e!
Ahondray valay be
Vomaina, volamena, Mpakan'ny vy e!
Ahondray valay be
Tany sy harena gasy njiaby io e
Amidinay valay be
Tany sy harena gasy njiaby io e
Amidinay valay be


Izay tsy mikipy tsy ameko!
Nahoana e! nahoana e!
Izay manokabava gadraiko o
Nahoana e! nahoana
Izay mamalivaly simbaiko o
Nahoana e! nahoana e!
Fa mila manaraka baiko o!
Nahoana e! Nahoana e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nathan Gabri
Vangy : 15
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : amsayan
Daty : 31/03/2026 13:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0601