Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dieny mbola eto (Natchou)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dieny mbola eto ahoTantarao ambarao ireo tsara jiaby momba ahy
Dieny mbola eto aho
Tantarao amin'olo fa zah tia fiaraha-monina,tia fihavanana
Matetika mantsy
Raha zato ny tsara vita, ilay raiky solafaka iny fô ndrô hitan'olo
Mampalahelo zaho
Raha an'arivo ny soa nataoko
Fa erreur bitika kely araiky tsy ho afaka andohan'ôlo
Dieny mbola eto aho
Aza asiagna fihatsarambelantsihy
Fa tsy rehefa lasa vao mody tia
Mbola eto aho
Dieny mbola eto zaho
Mba te hihaino vaovao tsara
Tsy hoe maty vao ramalala e!
Tsarovy ireo tsara vitako
Dieny izaho mbola velognô
Tiako ho regnintadignako
Fa na hitantara amin'ôlo anao zaho koa fa maty tsy ho hitako
Dieny zaho mbola eto ô
Asehoy fa nisy valeur taminao ny fisiako...
Dieny mbola eto aaaho
Tantarao ambarao amin'olo ireo souvenir mamy niarahantsika e!
Dieny mbola eeetô
Fitiavagna namiako anao aza afoy azafady e!
Valio fitiavagna.
Fa raha fahafatesana io tsy mampilaza
Fijery,fiteny, fisaignana tiako hifandanja
Ity hirako ity tandrignesa!
Dia hipetraka ho tsaroana foana.
Olombelona antsika mandia tany
Tokony hifamela ihany e!
Dieny mbola eto aho
Aza asigna fiatsarambelantsihy
Fa tsy rehefa lasa vao mody dia
Mbola eto aho
Dieny mbola eto zaho
Mba te haregny vaovao tsara fa tsy maty vao ramalala e!!!
Ref: Tsarovy aho... X 3
--------
Rohy:
