Hanadino anao (MixMY MH ft Tsou-x ft Jenny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSOU-X
Na fotoana vitsy aza ny nafatarako anao,
De zatra anao sahady ah
Niezaka nanao ze hanakaiky anao,
Fa tsy haiko raha nisy fihetsika tsy nety
Na sarotra amiko ny hanolotra fitiavana amin’olon-kafa
De hitady
Na sento sy alahelo no kdcv mibahana ato anatiko
Efiko satria za ko efa resy
Hanadino anao ah, nao ah *2
Diso nanantena lotra hoe hiaraka aminao mandrakizay
Hanalavitra anao zah
F’enao tsy liana aminah
Tsy mahita ny fisiko oh
Ka aleo zah hande
JENNY
Na dia tia , ty foko na maratra aza ny ao anatiko ao
Tsy hitanondrika tsy ho kivy tsy hitolefika aho
Fa mitsodrano anao
Maleova malasana mahazaho
Zay irinao amin ‘ izay nawnugf alehanao
Fa nisampana ilay lalana tsy aiko hoe
Zany ny tsy anjara
MixMy MH
To mitamberina ireo vitatsika
Na nanao ny ratsy enao zah tsy hitanisa
Za tsy hanenina amreo soa ze vitatsika
Irariko sy hivavahako ho tafika
Raha zay no miseho
Manaiky ne ny saiko
Na maro ko ny plane
Ze tsy vita aleo ajanona

Zay irinao amin ‘ izay alehanao
Fa hquyyi nisampana ilay lalana tsy aiko hoe
Zany tononkira.serasera.org ny tsy anjara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MixMY MH ft Tsou-x ft JennyVangy : 216
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MixMy
Daty : 01/04/2026 10:25