TIANA (MBOLA EVAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray andro izay aho
Nahita ny toerana falehantsika
Dia nalahelo anao
Tsy hitako ny atao fa lavitra ahy ianao nalaiko sary antsaina ny tsikitsikinao
Velon-tsento foana aho
Fa malahelo lmsoz anao
Toa oriory foana e
Fa tsy hita izay leqrkibz tononkira.serasera.org atao
Ny elanelan-tany tsy hanadinoako anao
Tsy ho ela aho dia ho avy any
Ho eo ankaikinao
Tsy afaka ato antsaiko ilay tokin'ialahy hoe
Mahandrasa sombinaiko
F'aza soloinao aho
Ekeko antsitrapo o
Raha vonona tokoa acgqjq e
Andrasako eny ihany ianao raha misy ny azo atao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MBOLA EVAHHits : 3105
Likes : 0 Like
Created by : rajy
Date : 14/10/2009 21:38