Oh ry tiana (Masiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy tononkira.serasera.org indray ilay joba vaovao
miaraka amiko ho namako ho tiaviko
izy indray no hasoloko anao
hampitony ity fo nilaozanao
Toa mxgkrd vonikazo vao maraina
Mamelona aina ny mswebw fahitako azy
anilako eo
Sanatria tsy hanindry andry
fa tena fitia
no iarahanay
Ref:Mafinaritra ohatr’izany ny fiarahanay
Miramirana hatrany, tsisy gidra na tomany
Ka izy amin’izay ary izao e
ilay joba vaovao
Mambabo ny foko
Nahafoizako anao
omeko azy lay cknoi fitiavako
Izay nahilikilikao taloha
Ref:
miaraka amiko ho namako ho tiaviko
izy indray no hasoloko anao
hampitony ity fo nilaozanao
Toa mxgkrd vonikazo vao maraina
Mamelona aina ny mswebw fahitako azy
anilako eo
Sanatria tsy hanindry andry
fa tena fitia
no iarahanay
Ref:Mafinaritra ohatr’izany ny fiarahanay
Miramirana hatrany, tsisy gidra na tomany
Ka izy amin’izay ary izao e
ilay joba vaovao
Mambabo ny foko
Nahafoizako anao
omeko azy lay cknoi fitiavako
Izay nahilikilikao taloha
Ref:
--------
Rohy:
