lalana (Man'dam)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LALANA!
Misy izy lalan-tany vato kely sy moellôn
Misy izy rarivato dia misy vita goudrô
Misy koa lalan-kely kcdgpbch dia indraindray izy arabe
Andalovan’ny mpandalo: scoubidou, kapa pné
Izay rehetra efa lasa
Teo eifa daholo no nandalo
Nandalo teo izao ry Piera be, ry TGV dia Ravalo
Nandalo teo koa ilay BM, avy nandalo ilay kalesy
Narahina sarety akaiky No-dépassen-ny Mercedes!!
Feno WC public na ery io na ety
Fa tsy nampiova tera-tany
Ambodi-poteau no mipipy!
Lalana feno fitiavana
Angamba ianao izao tsy hino anahy
Ikalasoa avy nibôsy
Teo no zakan’ny vazaha!
Ny alina mamirifiry, ny olona efa lasa nody
Fa ny tononkira.serasera.org lalana mifoha feno ireo mpivaro-…tena
Lalana aloha fialam-boly e! n’aiza n’aiza misy anahy
Feno ireo mpanao magie, HABARADZY, HABARADZA!
Dia feno ankizy milalao
Mitabataba sy lanonana
Misy mifanenjika
Mpivarotra sy fivondronana
Tampoka teo nisy horakoraka
Sipa maanja sady bonne
MPANGALATRA E! MPISAM E! OAY! Nanjavona ny phone !
Eny e ! ny eto an-tanàna ange milay e !
Fa mbola lavitra ny yabeh tolona
Raha vao dify ny masoandro,
Ny lalana mody asiana olona!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Man'damVangy : 4322
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : blahblah
Daty : 10/07/2010 23:07