Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aza malahelo (Mamy Victor)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny hariva ny andro
Ka mangingy ny tanana
Tsisy namana hikoragna zaho
Tsy haiko raha atao
Lasa nandeha an-tanàna
Ny eritreritra no injany
Mahatsiaro raha jiaby hatramin'izay
Izaho handeha
Oia tononkira.serasera.org é lavitra é
Lavitra ré zaho
Aza malahelo Oh Oh
Ho avy izaho , ho avy é (X 2)
(Mozika)
Azoko udwe ny taratasy
Nalefanareo avy any
Novakiako qdlrs isan'andro
Tsy digniko mampahatsiahy
Mitantara raha maro
Avy any Ambanivolo any
Mampamanimanina é
Tsy hay raha atao
Oia é lavitra é
Lavitra ré zaho
Aza denbw malahelo Oh Oh
Ho avy izaho , ho avy é (X 2)
(Mozika)
Oia é lavitra é
Lavitra ré zaho
Aza malahelo Oh Oh
Ho avy izaho , ho avy é (X 2)
Ka mangingy ny tanana
Tsisy namana hikoragna zaho
Tsy haiko raha atao
Lasa nandeha an-tanàna
Ny eritreritra no injany
Mahatsiaro raha jiaby hatramin'izay
Izaho handeha
Oia tononkira.serasera.org é lavitra é
Lavitra ré zaho
Aza malahelo Oh Oh
Ho avy izaho , ho avy é (X 2)
(Mozika)
Azoko udwe ny taratasy
Nalefanareo avy any
Novakiako qdlrs isan'andro
Tsy digniko mampahatsiahy
Mitantara raha maro
Avy any Ambanivolo any
Mampamanimanina é
Tsy hay raha atao
Oia é lavitra é
Lavitra ré zaho
Aza denbw malahelo Oh Oh
Ho avy izaho , ho avy é (X 2)
(Mozika)
Oia é lavitra é
Lavitra ré zaho
Aza malahelo Oh Oh
Ho avy izaho , ho avy é (X 2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy VictorVangy : 1589
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AinaR1000
Daty : 22/04/2022 18:38
