Tagnitagny madigna (Majeur 7)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tagnitagny madignan - droky izao ro mahazedagna
Ino ke ro nahazo androky ô
Nahoana tsa mitarogna
Manigna azy anie aho e
Manigna an'i lala ô
Manigna ny akama, ireo zoky sy zandry

Doladolan'apanga sarisary tsa mihetsika
Agny an-tagny lavitsa agny e
Ny anaty ro ketraka
Manigna azy anie aho e
Manigna an'i lala ô
Manigna ny akama, ireo zoky sy zandry

Taratasy lava tsa hampintony
Tsa hampitony ity foko tsa tamagna
Ny ho agny, ny ho agny, te ho agny
Ro mampitagnitagny madigna
Ateto aho mitsinjo
Ateto aho mitazagna
Lavitsa dia lavitsa ro misy azy zay e
(x2)

Lavitsa dia lavitsa ro misy azy zay e...

Ny kisentosenton - droky zao ro mahazendagna
Ino ke ro nahakivy e
Nahoana tsa mivolagna
Manigna azy anie aho e
Manigna an'i lala ô
Manigna ny akama, ireo zoky sy zandry

Fitadiavana ny soa mahazaka magniraka
Ilaozana ny tiana
Leko tsa mahasaraka
Manigna azy anie aho e
Manigna an'i lala ô
Manigna ny akama, ireo zoky sy zandry

Taratasy lava tsa hampintogny
Tsa hampitogny ity foko tsa tamagna
Ny ho agny, ny ho agny, te ho agny
Ro mampitagnitagny madigna
Ateto aho mitsinjo
Ateto aho mitazagna
Lavitsa dia lavitsa ro misy azy zay e
(x2)

Lavitsa dia lavitsa ro misy azy zay e...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Majeur 7
Vangy : 189
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nyfotia
Daty : 02/05/2024 16:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0974