Batrelaky (Majesty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
By Rom-ka Obama Fortunez✍️Oooohh
Oooohh
Oooh
Oh oh
Ohhhhh
Intro ♫♫
Tsy fagnadigno gné fomban-draza ah
Nolovaina tamin'i Aba
Zaza lelahy handeha hitady vola mila tso-drano oh
Mandia tany tsy mentsy malama
Iao mba tantano oh
Iao mba tantano ooooh
Zanakareo mba tantano oooohh
Iao mba tantano, ané!
Tiavo gn'an-tegna fa gn'an'olo ts'omené
Hatsiarovako aminey
Oh Baendré
Fagnaratsiana tsy awako tsy regné
Défense-ney ts'mety vaky kimpembé
Tsy wadigno oh
Tsy wadiiiiiigno oooohh
Tsy wadiiiiiigno oh
Ref:
Ref'anao mandÿ Batrelaky iô!
𓊈Ref'anao mandÿ Batrelaky iô oooohh! 𓊉
Da mihetsiketsiky, mitrelatrelaky
𓊈mitrelatrelaky, mitrelatrelaky iô𓊉
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Ref'anao mandÿ Batrelaky ooooh ahaaa!
𓊈Ref'anao mandÿ Batrelaky iô oooohh! 𓊉
Mihetsik'anao akora managn'elatry
𓊈managn'elatr'iô, managn'elatry𓊉
Oooohh
Oooohh
Oooh
Oh oh
Ohhhhh
𝄞 𝄞 𝄞 𝄞
Oooohh
Oooohh
Oooh
Oh oh
Ohhhhh
Matsaritsiar'ony Matatagna
Fa mbola hande hiketrika, hikarama
Hitady vola hamelomak'on'i Mama
Mba tsy hamegnatry hitovizako ame Nama
Ohooo
Fa tsy mora gné mitady eh
Da ka malahelo fa iao mbola ho avy
♪♪Rapapepeo
Anao hoentiko mitrelatrelaky iô oooohh
Apenariko mandÿ Batrelaky iô oooohh oh
Fandihiza somary mirepaky iô
Mirepaky iô
Mirepaky iô
Otran'izao e fandihiza Batrelaky
Atsimo Atsignanagné
𝄞Sonor𝄞
Ref'anao mandÿ Batrelaky iô!
𓊈Ref'anao mandÿ Batrelaky iô! 𓊉
Da mihetsiketsiky, mitrelatrelaky
𓊈mitrelatrelaky, mitrelatrelaky iô𓊉
Ref:
Ref'anao mandÿ Batrelaky iô!
𓊈Ref'anao mandÿ Batrelaky iô! 𓊉
Da mihetsiketsiky, mitrelatrelaky
𓊈mitrelatrelaky, mitrelatrelaky iô𓊉
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Ref'anao mandÿ Batrelaky ooooh ahaaa!
𓊈Ref'anao mandÿ Batrelaky iô! 𓊉
Mihetsik'anao akora managn'elatry
𓊈managn'elatr'iô, managn'elatry𓊉
--------
Rohy:
