Moramora (Madagascar all stars)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaratanàna tsy mahalavi-tany e
Misy havako any izaho tonga mamangy
avelako hikorisa moramora ny fotoana
F'izay tonga soa ihany
no mahazo manao ahoana
Andringitra tsy mahalavi-tany e
Tonga ny taratasy misy hafatra avy any e
Avelako hifandimby ny androsy ny volana
Tafajanona zkdiwsf any aho fa tsy nasiako olana
Tonga soa ianao e
Mahay nandamina ny dia
Izay haingam-pandeha mktqdmfe tsy mety tonga aty
Tafita soa ianao e
Ny olona aty tsy matity fitia
Izay haingam-pandeha tsisy ho azy aty
Ankaratra tsy mahalavy-tany e
Tian-Kavana izay mahavangivangy
Avelako hifandimby ny volonasy ny taona
Ny tia sy ny manina
Tsy maintsy ho tafahaona
Horombe tsy mahalavy-tany e
Misy tary namako mipetraka any
Avelako hifandimby
moramora ny maraina
Hafa ihany rehefa tsy tononkira.serasera.org mitaintaina
Izay tonga soa ihany zslbt noazo arahabaina
Misy havako any izaho tonga mamangy
avelako hikorisa moramora ny fotoana
F'izay tonga soa ihany
no mahazo manao ahoana
Andringitra tsy mahalavi-tany e
Tonga ny taratasy misy hafatra avy any e
Avelako hifandimby ny androsy ny volana
Tafajanona zkdiwsf any aho fa tsy nasiako olana
Tonga soa ianao e
Mahay nandamina ny dia
Izay haingam-pandeha mktqdmfe tsy mety tonga aty
Tafita soa ianao e
Ny olona aty tsy matity fitia
Izay haingam-pandeha tsisy ho azy aty
Ankaratra tsy mahalavy-tany e
Tian-Kavana izay mahavangivangy
Avelako hifandimby ny volonasy ny taona
Ny tia sy ny manina
Tsy maintsy ho tafahaona
Horombe tsy mahalavy-tany e
Misy tary namako mipetraka any
Avelako hifandimby
moramora ny maraina
Hafa ihany rehefa tsy tononkira.serasera.org mitaintaina
Izay tonga soa ihany zslbt noazo arahabaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Madagascar all starsVangy : 3294
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 16/02/2015 21:54
