Hanaraka anao (luxah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
      hôw ô ôh wôh !hôw ô ôh wôh !
   luxah
efa hatraminy ela nie aho
mba naniry te hiaradalana aminao iny e
enao ilay tovovavy tsotra tsara fafanahy
mba zanak'iza loatra ary enao iny ?
fa toa anjely latsaka antany
ny kofa koa moa efa ela no love
maika ka TSY nahatana
(de nikozy we )
    
        hanarak'anao
         hanarak'anao
           hanarak'anao za a ah
         tsy mahasarak'anao
          tsy mahasarak'anao
           tsy mahasarak'anao za a ah
              (x2)
refrain
    efa ela niandry nao za
     ka mba alaivo alaivo ho anao
     efa ela naniry nao za
     ka mba alaivo alaivo ho anao
        (x2)

maneva nao iny e!
ataoko mamany zanako ôh
viavy tsara enao iny e!
loharano ny taranako ôh
za tavela aminao
k'aza avela irery aho
ho ento hanarak'anao
fa marary anie aho tsy anilanao

        hanarak'anao
         hanarak'anao
           hanarak'anao za a ah
         tsy mahasarak'anao
          tsy mahasarak'anao
           tsy mahasarak'anao za a ah
              (x2)
refrain
    efa ela niandry nao za
     ka mba alaivo alaivo ho anao
     efa ela naniry nao za
     ka mba alaivo alaivo ho anao
        (x2)
~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~

MPIHIRA : LUXAH
LOHATENY: HANARAK'ANAO
MPANORATRA:SITRAKINIAINA RAHARISON(LUXAH)
      
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : luxah
Vangy : 834
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Luxah
Daty : 13/04/2019 00:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0759