Mamay (Lima)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ameko oh (x2)
Tsy ameko oh (x2)

Boy boy mila love
Anao tsy nety eh
Nabiribiry kara sôman-jaza
Dôladôlaka no nety eh
(Aaahh!!)
Boy zaho fa tsisy love eh
Anao mitapepe
Loha sôla fa tsy mila fihety

Ref : Tsy mila fanazavana
Anao fa mahay
Foko nisy vay
Nataonao sakay
Na nihin'olona zah tsy tamana
Anao fa mahay
Foko nisy vay
Nataonao sakay ya eh

Ayayayayayay
Ayayayayayay
Zah aminao fa tsy lôlô
Zah tsy mande bôjô

Ayayayayayay
Ayayayayayay
Fa tsy nihinao fôkô
Tsy azo atao fôrôsô

Foko efa tsy ameko oh (tsy ameko oh)
Tsy ameko oh (tsy ameko oh)
Ni marary faka mitaray eh

Foko efa tsy ameko oh (tsy ameko oh)
Tsy ameko oh (tsy ameko oh)
Mitadiava tononkira.serasera.org hafa aminy amaray eh yeah

Sao lryy anao sao anao mihevitra zah tsy mahasa aaa
Hanapaka tady aaa
Anao fa tsy ahavoa zah aye
Fanajako, nataonao zéro
Lasa rajako, zaclrxn sa super euro
Aluranao io gykkophi mafimafy aa yeah!

Ref:

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lima
Hits : 6423
Likes : 0 Like
Created by : Solomona17
Date : 18/08/2024 10:26
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0995