Tsara tsodrano (Lico Kininike)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
By Rom-ka Obama FortunezEih nanakory anao ty arô
Mampivadika ny lohakô
Saingy tiana ianao ty avakô
Akôry ataonao any arô
eih nanakory anao ty arô
Mampivadika ny lohakô
Saingy tiana ianao ty avakô
Akôry ataonao any arô
Malaelo anao mafy ny tenako arô
Izaho aty tomany anao eh
Efa halanao ny hiipody amiko aty
Ampivadianao ny lohakô
Ref:
Eny veloma anao ; ô tsara tsodrano ô
Zao ty fa halanao ;eh tsara tsodrano eh
Eny veloma anao ; ô tsara tsodrano ô
Zao ty fa halanao ;eh tsara tsodrano eh
Nadeha tembeziko sy nifonako anao arô
Tsy makasitraka ny tenako
Omeko vola anao nefa alanao arô
Akôry ataonao ahy arô
Malaelo anao mafy ny tenako arô
Izaho aty tomany anao eh
Efa halanao ny hiipody amiko aty
Ampivadianao ny lohakô
Ref :
Eny veloma anao ; ô tsara tsodrano ô
Zao ty fa halanao ;eh tsara tsodrano eh
Eny veloma anao ; ô tsara tsodrano ô
Zao ty fa halanao ;eh tsara tsodrano eh
♪ ♩ Instru ♬ ♫
Folaka ambanimbany
Andesa ambanimbany
Folaka ambanimbany
Andesa ambanimbany
Eny veloma anao ; ô tsara tsodrano ô
Zao ty fa halanao ;eh tsara tsodrano eh
Ha Mama ah ; ô tsara tsodrano ô
Ha Mama tiako anao ;eh tsara tsodrano eh
Ha Mama ah, eh tsara tsodrano eh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lico KininikeVangy : 30
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Romka
Daty : 24/02/2026 14:07
