IANAO NO MIANTSO (Les semeurs)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa torovana tokoa anie izany saiko
Ny rendrarendran’ny tany anie tsy ilaiko
Mangetaheta izany fiainam-baovao
Maniry ny hiova aho fa tsy hijanona amin’izao
REF: Fiainan-danitra izany anie no iriako
tononkira.serasera.org Hanara-dia anao Jesoa izany no fidiako
Mangetaheta izany fiainam-baovao
Maniry ny hiova aho fa tsy hijanona amin’izao
Ianao no niantso Jesoa, Inty aho e
Ianao no nifidy, ekeko ydxvifca re!
Tsy fantatro akory izay plyk lalan-kombako ety
Ka Ianao no mpitarika, wrpazr hitarika ny dia
Ianao masoandro miposaka avy atsinanana
Hanome hazavana ny ory na ny tsy manana
Indreto izahay Jesoa manantona anao e
Maniry ny hiova fa tsy hijanona amin’ izao
Fiainan-danitra izany………………………….
Ianao no niantso Jesoa…………….

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Les semeursVangy : 2524
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raherikely
Daty : 02/04/2013 08:17