Ron-tsadoko (Les Robert)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao io vadiko oh
Tiako ampan-gotegny eh
K'nefa zaho
tsy maharaka  !
Posoko mbola tataka e. eh .x2
Ye Ye Ye

Rf: Ts'isanan-dro oh oh
RON-TSADOKO oh. x2

(A Ra papany eh ! Mbo hoviagna mao zaho vidiananao lamban-pety)

(Tsy tamin'ny Bonne année lasagna mao nividy raika i , zao 26 ai ; amin'ny Bonne année magnaraka rao anao vidianako raika hafa )

Hitako anao
tsy ro matsiro-tsiro
Ka lasa nalazo oh !
Nandogno kao zaho
namintagna amalona
Mbola tsy nahazo oh !
Tsy andro jiaby
Ndray boka vadiko oh:
Alahady eh
(Tsy andro jiaby alahady eh !).x2.

Rf: x2

(Anao kao misy rano , manjary misafo; Fao aza mitokiky olo misafo maignay ai)

Jiro andragno tsika
tsy mba takamoa
fa jiro kapoaka
Tsy midika
veli-vely zany
fa tsy apaoka eh
Izy kao mikandra
tsy maintsy ho-poinsa
Indray andro agny eh
Ny olo mijaly A vadiko oh
Tsy midika hoe :
Misy andro oh
( Tsy midika hoe:
Misy andro oh)

Rf: x2

Ravi-mahitso oh
(Isan'andro oh )
Ro margozy eh
(Isan'andro oh)
Ts'indrai-kindraiky
ro-ndranampango oh x2

Rf: x1
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Les Robert
Vangy : 20
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RCMDJ
Daty : 14/05/2026 21:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.033