par la tour (Les Robert)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Les robert:

Tadidiko tamin'ny anao
Traingo oh
Nametrahako baraingo oh
Karaha nody nifogno ai
Tsy hagnampody eh
(Mpaitraka marin'antragno oh samys )
(Align'iziny fampadriagna rano oh)

Ref:
Raha nagnino oh ?
Ataonao PAR LA TOUR oh !
Raha mqmcy nagnino oh ?
Ravady eh !

Za kao mitsofotro
à sabotsy eh !
(Tourn'i Alahady !)
Za kao tafidiky alatsinainy vsgyx eh  !
(Anjaran'ingahy draika
ny atalata !)

Hay !
Azalahy eh
Hiafaragnany ataonao
PAR LA TOUR,
Izay mi-tsam !


Viavy :


Hialako tsigny
fa tena tsy kiniako oh !
Fa valimpa-nao mampirafy zaho
Ka mba ni-doubleko oh !
Izahay vaiavy
kao tononkira.serasera.org mbo mamaly  
Tsy tantinareo eh !
Hajao zaho,
mba hagnajako anao
Ah lalahy ty eh !

Ref: ...... x6

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Les Robert
Vangy : 355
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RCMDJ
Daty : 06/10/2025 11:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406