SAO HEVERINAO (Ladie Nanou)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao heverinao fa
ho mandrakizay tokoa ve ny ety an-tany
Efa tanteraka sy miseho avokoa
Ireo voalazan'ireo mpaminany
Fa ny risoriso dia ho tarangana tsy ho hisy any am-parany any
Ny volanao tsy ilaina any an-danitra any
Ka mba mandiniha amin'ny raha ataonao
K'aza variana ianao sao tara
Manaova soa ianao tsy hanenina e!
Mangidy afobe, k'aza manjeny ny andro ho lava
Fa ny tsara fô tononkira.serasera.org ataova, zanahary hanampy anao
Miambena ary isika e!
Fa ho avy toy ny mpangalatra Aho hoy ny Tompo
Efa nambarany peezjurt fa Izy irery ihany
no lalana sy fahamarinana
Fa ny andraso andraso dia anisan'ny iray qlohg mahavery
Ka raiso ny hery
Safidy iray ny tqiyhrby antsika
Any an-danitra any
Ny fahamarinana no 'ndeha ho atao,
Ny ratsy rehetra koa mba hialao
Ho fitsimbinana anao
Ny heloka rehetra ibebaho.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ladie NanouVisites : 2655
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : paositraantalaha
Date : 08/08/2019 11:15