breath (Kresnik ft nanté98,jey br,jeune chen)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vera fahatelo ny masoko efa red
?Angamba efa-bolana tsy nivoaka ny bled
?Leo leo mi-dépr, leo ana ny mic
?Satria shit foana izay tantaraiko
?Andao lesy hivoaka efa-bolana ela zay no n'hiberne
?Mila mandao ny akama ve? Raha te i perce?
?Aleo za hijanona fa ny saiko mbola confiné
?Andao fa miandry anla ny kofa rehetra
?Kishta feno lanintsika ny bex
?Raha tsisy anla tsy misy ny revy
?Tairo ary za mba haka doudoune (Speed ela speed ela)
?Mba hanao mafana
?Za tsy te hanenina, fa mila akama
?De tairo averina ny revy nahatamana
?Efa ela no tsy koboko ny teto an-tanana
?Ela be ry tabory
?Efa ela no niandrasan-tsika anazy
?Zay indray za vao ahita an'i...
?Lay tsisy flow mihitsy nefa mba te halaza
?Marary fo fa tsy ni-pop tazy
?Nisotro lasa ni-dope tazy
?Aza mijery any sao dia kopy tazy
?Dia ahoana ry... (Aiza?)
?Voasintona tao ihany tabory
?Androany indray za vao hiary tory
?Azafady koa fa be be natao za teo
?Kozy? Be be natao ialahy teo
?Sa varina niketrika zavatra tsisy kory
?Aza atao an'izany izy f'izy pory efa miezaka
?Tsisy an'izany ry zandry fa resaka buzz tsy atao hampi-dépr
?Io asakasak'ialahy fa bandy ny tena dia mila mi debr
?Zay lay be be morale, mbola tsy niova elisany ao ral
?Isaky ny miona dia ny hivoaka alina, hatraty mahaleo f'aleo za iala
?Alefao ny télé...
?Io ve tsy... toa mi perce be fa mandeha télé
?Efa malazalaza manan-talenta
?Takzay aho nanosika fa nanenako daholo ny vavako rehetra rehetra
?Izaho efa nikozy, zao feno ny paosiny
?Lisany mbola tsy tafa anaty bossy
?Zao jereo lery lasa boss
?Andao mba ndao mba hiaraka i-ride
?Andao mba hiara hivoaka alina
?Eny amin'ny city na any amin'ny Raid
?Any amin'ny restau "c'est moi qui régale"
?Za tsy manadino, tsy mbola lavo za nanampinoana
?Tsy hoe rehefa tafa dia hifanome lamosina, hisara-dalana hifanao veloma
?.                            Nampiditra: David jiah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kresnik ft nanté98,jey br,jeune chen
Vangy : 195
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Djiah
Daty : 15/08/2025 11:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0182