Lorie (KAËD)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Finaritra ny ciizrxt maso mahita an'izao rehetra izao
Anisan'izany dia nanaitra ahy lay tsikinao
Ahoana re hoy aho ny fomba hambaboko anao
Hay! Nahita hevitra aho!
Aza omenareo tsiny aho raha hanandrana kely
Tsy dia fanaoko loatra izy ity fa izaho koa mbola kely
Hira sy mozika ihany koa nefa izy ity
Fa yodeleleilih eleilih!
Azokazonareo angamba ny tiako atongavana
Yodeling ihany ny anaran'izy ity rahavana
Asintsika sombitsombiny xanjx kely ho anareo
Ka andao ary,henoinareo...
Ref: [Démo bwci yodeling]
2- Dia io ary fa taraiky razazavavy vao nandre ilay kalo
tononkira.serasera.org Toa nandaitra ilay hevitra tao anatin'iray sy valo
Vetivety teo dia nifandray be izahay roa
Hay! Lorie ny anarany moa
Tena sarobidy loatra izay fotoana izay
Satria hafa kely tena miavaka milay
Dia maromaroa leretsy ny tahak'izany
F'ilay Lorie mahalasa vinany
Hafaliana tsy omby tratra ny ahy ry zareo
Maharavoravo ahy avokoa ny zava-miseo
Iza no nanam-po hoe ity mozika ity
No azakako an'i Lorie

--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
05/06/2025 09:56)
Misaotra e. Misy gasy mahay an'ilay yodeling