Nofy (Jyunii)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa tato anatiko ilay fitia
Saingy indris anefa fa ny ftona no tsy nisy
Hanambarako aminao
Oe ilay afo efa ato anatiko ao
Nandeha ny fvlm ftona,ianao teo ihany
Za nefa lany andro pust nitazana anao
Satriko dia ilay ho aviko
Dia tononkira.serasera.org ny hitoetra eo anilanao fona
Tsy ho namana fotsiny e
Fa dia ho sakaizanao io
Satriko dia ilay nofiko
Dia ny ho mba fantatrao
Ref:fa tiko ianao iny...tsy te hanenina aho fa tsy nilazaoe zao anambar e...f'enao andeh(×2)
Indrisy nefa ts nampoziko eiyh
Vo mjery anah enao dia tsy haiko ô
Ny mety ho aiko ô
Ny fietsiko no vakina diisrlb fa...Satriko dia ilay hoaviko
Dia ny hitoetra eo anilanao fon
Tsy ho namana fotsiny e
Fa dia ho sakaizanao io
Satriko dia ilay nofiko
Dia ny hitoetra eo anilanao fon
Ref:...

--------
Rohy: