Jehovah mpiady mahery (Johnattan Pakou feat TVMF Choir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah mpiady mahery
Ilay liona an'i Joda
Miondrika aho mitsaoka Anao
Yaweh, Yaweh, ataovy izay tsy hain'ny olona atao...
....
Ianao ilay mamono sy manome fiainana
Liona Ianao, nefa koa zanak'ondry e!
Yaweh, Yaweh ô ô!, ataovy izay tsy zjqav hain'ny olona atao.
Voninahitro hoy Ianao, ilay Ray mpanangana ahy!
Devoly mangovitra, refa antsoinay ny anaranao
Ry Andriamanitra varatra, ry Andriamanitra afo a! ô ô!, ataovy izay tsy hain'ny olona atao.
*Jehovah mpiady mahery
Ilay liona an'i Joda
Miondrika aho mitsaoka Anao
Yaweh, Yaweh, ataovy izay tsy hain'ny olona atao. (X2)
....
Ianao Rain'ny kamboty Ray!, Reny ho qyhj an'ny kamboty ireny
Vady ho an'ny mananontena, fanampiany tononkira.serasera.org ho an'ny tsy manana
Ilay mpanasitrana ahy, ilay mpanafaka wtwsquo ahy,
Ataovy izay tsy hain'ny olona atao.
Ianao mpanao làlana
Akisakanao ny tendrombohitra,
Hatsanganao ny maty
Omenao zanaka ny momba, Yaweh!
Yaweh, Yaweh ô ô!, ataovy izay tsy hain'ny olona atao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Johnattan Pakou feat TVMF ChoirHits : 3849
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 30/09/2022 05:27