Anjara tsy miolaky (John Spayer)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjara toy lafa ho avy tsy miolaky eh Satria zanahare ro mandahatse
Fikasa ty antegna fa i mandahatse,
iha ro nataone ho valiko ! innh .
Naniry zaho hanambaly Karany ,
Nefa tsy voa commande ty Zanahary
Fa nilany fotoa koa nila Sinoa ,
Nivozaky avao oh , fa tsy nahavoa.
Naniry zaho hanambaly Arabo,
rerake avao fa tsy mety nahazo.
Faniriako hatr'izay hanambaly Vazaha,
kanefa tsy anjara angamba .
Fa taminao mety izay natao! anh anh
Impiry tegna te hiala ,nefa tsy mety rava.
Naino raha niseho, iha toujours eto ! inh inh
Angamba zay no atao hoe anjara
Oh oh cheriko,
tambitambinao reigny, nahafolaky ahy eh
Oh oh cheriko,
Mahazaka lazon'ady, ka tsy ialako eh
Oh oh cheriko
tambitambinao reigny, nahapotiky ahy eh
Oh oh cheriko teako,
mahazaka fijalia, ka tsy ialako eh
Zay zalahy eh,
zara azo atolotse, fa anjara ndraiky tsy miolaky eh
Naniry zaho hanambaly Mpanjaka
Ny calcul Intérêt, fe ty anjara tsy hay atao forcé ! innh
Naniry zaho hanambaly Mpanandraha
Ny calcul Intérêt, fe fitiava tsy hay atao forcé
Tsy nisy tsy ho ni-sipako, Atimo na Atinagna
Fa taminao aho vo tena domoky vatany
Tsisy tsy ho nombako eran'ny gasikara ,
fa taminao aho vo tena tampin-dala
Oh oh cheriko,
tambitambinao reigny, nahafolaky ahy eh
Oh oh cheriko,
Mahazaka lazon'ady, ka tsy ialako eh
Oh oh cheriko,
tambitambinao reigny, nahapotiky ahy eh
Oh oh cheriko teako,
mahazaka fijalia, ka tsy ialako eh
eba ah! Saotse! merci bébé ,
teo fona hatramin'izay: na tamin'ny mora na tamin'ny sarotse eh
Mahazaka lazon'ady , tsy ahafoizako azy
Maty aminao zaho
Mahazaka fijalia itiavako azy
Love aminao zaho
Teako , teako,Teako,
teako ie , teako,teako,
teako ie ,teako,teako,teako
teako ie,teako
Swing ,
Tapez les mains
Mahay mandagolango ie ,
Valiko teako
mahay mandagolango eh
Anao tsy arieko
mahay mandagolango ie,
Valiko teako
mahay mandagolango eh ! inh eh
A/ C: ANDRIANALIFIDY John Spayer
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : John SpayerVangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 25/12/2025 21:02
