Ankamaroan'ny naoty (Jean Luc Rahaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankamaroan’ny naoty azo @ piano
Hira kely iny fotsiny dia azo alefa radio
Vazom-borona niainga natokako ho anao
Amin’ny bande magnètique hilazako an’izao
Naoty vitsy natambatro ho othoy nofy
Hirariako anao foana ho salama tsy harofy
katrikatry kely aho no vvjf nandika an’izany
Fa homeko anao ny revy ts’hita lany
REF :Tiako ianao,tiako ianao
Nefa atao ahoana moa
Ny masoandro hiposaka
Ny alina miandry
Tiako ianao,tiako ianao
Fa ho sarotra ihany
Mbola ho avy ny andro iray
Hifandaozana nlrnmyvv indray
Hira tononkira.serasera.org kely nataoko ho antsika roa
Hatsiarovako foana ireo revy be taloha
Manimanina an’ireny aho indraindray
Fa tsisy azoko atao hiverenan’indray
(Cette chanson est l’adaptation en malgache de "Quelques notes de musique" de Gilbert Montagné, adaptée par Jean Luc Rahaga).

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jean Luc RahagaHits : 3311
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 07/01/2004 05:00