Tsara tso drano (Jamal)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ino loatra
Raha ratsy nataoko oh
Na'tonga anao nandeha
Efa nanao zay
azoko atao aho
Fa anao tsy voatanako eh
Akanga tsara sôra any eh
Ndro nasetry anao ou
Nivadibadika ny fainagna eh
Niany ninao ninakahy amaray

Veloma anao tsata tso-drano oh
Fa anao fa tsy anjarako oh
Na rano maso nampilomagno oh
Zah anohy ny tantatarako oh
Tsy ataoko ampagnino zany
Fomban'olo arao
ny misaraka eh
Fa ano niala za tsisy antony eh
Ny tody tsy misy fa eto
Zah miambigny eh


Zah nanantena nahazo tompon-daka
Fa kay nitikiny laka loaka
Isaorako anao namela ny ratra
F'raika atsika tafa boaka
Ny eritreritrinazy
mahafaka lida zah kay
mitsingidigny eh

Vato lava ataony tsisy jery
ma lohanao nangidigny eh
tsy nambelanao foko igny
Ka tsy naratra
Fitiavagna talata
Ainao mintsy nampijaly lebaba


Ummmm
Sambo-balala
Amin'ny main-tany izy ty eh
Kao  tsy azoko niany
azoko amaray
Isaorako anao nanary zaho
Nanazava nanokatra
jiaby ny masonakahy

Tsy magnino
Tsy magnino
He! he! he! he!
--------
Lien:
Commentaires
hery ( 18/05/2025 01:13)
Hitako hoe niezaka nampiditra tondrompeo (accords gitara sns) ianao.
RCMDJ ( 21/05/2025 08:45)
Mpanao KARAOKÉ zaho dia adinako manala izy ireo ao
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jamal
Visites : 1229
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RCMDJ
Date : 12/05/2025 15:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2437