TONGA NY FITIA (Izaac)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mafy fiavy ilay fitia
tonga ato amiko ka tsy ccillg afa mania
saindra nahita an'ilay olon-tiany
izy ka !
tsy nahatana fa tonga dia namboraka
aza sakanana aky ilay fitia
fa ianao no tiany matoa izy tonga aty
ka raha sanatria voaratra izy
mbola zaza ka maforaka
ianao kybxrw no masoandro hifohazako
ianao no volana banjiniko
fitia voa mitsiry tononkira.serasera.org ihany anefa
fa gvxgrq aza ampitondrana fery
raiso akia ilay fitia
fa raha sanatria voasakana izy
ka mety haniry elatra
ka hiova fitia
olon-tia
POOTY
tonga ato amiko ka tsy ccillg afa mania
saindra nahita an'ilay olon-tiany
izy ka !
tsy nahatana fa tonga dia namboraka
aza sakanana aky ilay fitia
fa ianao no tiany matoa izy tonga aty
ka raha sanatria voaratra izy
mbola zaza ka maforaka
ianao kybxrw no masoandro hifohazako
ianao no volana banjiniko
fitia voa mitsiry tononkira.serasera.org ihany anefa
fa gvxgrq aza ampitondrana fery
raiso akia ilay fitia
fa raha sanatria voasakana izy
ka mety haniry elatra
ka hiova fitia
olon-tia
POOTY
--------
Rohy:
