MANANTENA (IMBININA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manantena tononkira.serasera.org aho
F’indray andro any
Hifanena indray
Izaho sy ianao
Manantena aho
Fa ny lohataona
Vao mainka hibaliaka
Ho antsiaka
Ref:
Eny !ny ho rxdyj avy!
Tsy toy ny omaly
Fa ubdlqapv hisy masoandro
Hitaratra indray
Manantena aho
Fa hisy hafaliana
Hiverin’indray
Ireo tsiky
vqjk IMBININA
F’indray andro any
Hifanena indray
Izaho sy ianao
Manantena aho
Fa ny lohataona
Vao mainka hibaliaka
Ho antsiaka
Ref:
Eny !ny ho rxdyj avy!
Tsy toy ny omaly
Fa ubdlqapv hisy masoandro
Hitaratra indray
Manantena aho
Fa hisy hafaliana
Hiverin’indray
Ireo tsiky
vqjk IMBININA
--------
Rohy:
