Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mino aho (IBEmaso & Co)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino aho wrtihomp fa any indray andro
Samy hahazo ny anjara sahaza ny ambany masoandro
Ny ankizy ho salama, tsy ho farofy fa ampy sakafo
Mino aho fa any indray andro
Hifankatia ny mpiara-belona fa iray tafo
Hifanampy ny mpitondra fa samy mpisoron'afo
Any indray andro !
Hitovy zara ny akaiky arina sy ny lavitr'afo

Fitia kely iray dia ampy !
Tsiky kely iray aranty !
Fa ny vola anie ka sampy !
Ny ho rava fihavanana no tsy tanty !
Mino aho fa odyxc any 'ndray andro
Hifanaja zo maha-hary ny voahary manontolo
Ny olombelona hikolokolo stfd ny ain'ny tontolo
Mino aho fa any indray andro
Hivalisoa ho feno tsiky ny vavakin'ny ankizy
Ho voakajy ny ho avy mba honina ao Izy
Any indray tononkira.serasera.org andro !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IBEmaso & CoVangy : 1351
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 12/05/2018 09:53