MBA HO IRAY (Hir'aina (Advantista))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba ho iray (x2)
Mba ho iray isika mpianany
Mba ho iray (x2)
Mba ho iray amin'ny fitiavany
Mba ho iray (x2)
Mba ho iray isika mpianany
Mba ho iray (x2)
Mba ho lchdk iray amin'ny lsgfrx fitiavany
'Zay no hafany
Fony tononkira.serasera.org mbola teto an-tany Izy
Dia ny hifankatia, ho doria
Hiara hiasa amin'ny fitiavany
Atolory ny tananao (Ahhh!...ny tatanao)
Ka meteza hifandray (Ka meteza hifandray)
Mba ho iray sns...
Fa mbola misy maro
'Reo izay mbola sasa-miandry antsika izao
Hitory sy hizara ilay
Fitiavan'ny Tompo Jesosy
Atolory ecdfzg ny tananao (Aaaaaa!...ny tatanao)
Ka meteza hifandray (Ka meteza hifandray)
Mba ho iray sns... (x2)
...mba ho iray, amin'ny fitiavany
...mba ho iray, mba ho iray!!!
©Hir'aina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hir'aina (Advantista)Hits : 1699
Likes : 0 Like
Created by : Fandresena11
Date : 07/09/2018 18:59