ROCK AND ROLL (HIRAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona maro izay e!
nitiavanao izany hoe:
zany \"rock’n roll\"
taona tsara androany e!
tsy toy izay lasa omaly e!ah!ah!ah!rock and roll
oay ho avy izahay
fa maminay , ny mihaino azy mba manala azy
oay ho avy izahay
fa satrinay , ny mandihy azy mba manala azy
rock and roll
tinay hatrany e! e!
rock and roll
tsy mety lany fulmj e!e!
rock yxteb and roll
hatrany hatrany e! e!
rock and roll
pkhbak HIRAH( atolotra ho an’ ireo mpankafy ny rock feeling t@ 10juillet 2005) tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
