Ray fitiavana (Hirah Israël)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray, mba oviana moa Ianao
No nanary ahy rehefa mba mitady Anao aho
Ray, mba impiry ihany koa
Raha yqgzb nangataka sy niantso aho
Ka tsy namaly Ianao.
Fa tonga Ianao namafa ny tomany
Nanolotra hazavana koa
Avy any an-danitra any.
Ref:
Satria, fitiavanao anay
Tsy ho any amin'ny lalan-kafa indray
Ireo ditra sy adalana koa
Nofafanao mba tsy hiverenako.
*Ho any indray izahay! (x2)
Ray, fa mba inona tokoa
No nasetriko, navaliko, ilay fitiavanao
Ray, tsy ho zreair voambarako aminao
F'Ianao tononkira.serasera.org mahalala ahy hatrany
Fony aho mbola tsy oiurwm teto an-tany.
Ref: ....
....
Pont:
Ianao no nitady ahy
Ianao no nikaroka ahy.
Famindram-po izay nomenao
Nanasitrana ahy ireny hatramin'izao.
....
Ref:
Satria, fitiavanao anay
Tsy ho any amin'ny lalan-kafa indray
Ireo ditra sy adalana koa
Nofafanao mba tsy hiverenako. (x2)
No nanary ahy rehefa mba mitady Anao aho
Ray, mba impiry ihany koa
Raha yqgzb nangataka sy niantso aho
Ka tsy namaly Ianao.
Fa tonga Ianao namafa ny tomany
Nanolotra hazavana koa
Avy any an-danitra any.
Ref:
Satria, fitiavanao anay
Tsy ho any amin'ny lalan-kafa indray
Ireo ditra sy adalana koa
Nofafanao mba tsy hiverenako.
*Ho any indray izahay! (x2)
Ray, fa mba inona tokoa
No nasetriko, navaliko, ilay fitiavanao
Ray, tsy ho zreair voambarako aminao
F'Ianao tononkira.serasera.org mahalala ahy hatrany
Fony aho mbola tsy oiurwm teto an-tany.
Ref: ....
....
Pont:
Ianao no nitady ahy
Ianao no nikaroka ahy.
Famindram-po izay nomenao
Nanasitrana ahy ireny hatramin'izao.
....
Ref:
Satria, fitiavanao anay
Tsy ho any amin'ny lalan-kafa indray
Ireo ditra sy adalana koa
Nofafanao mba tsy hiverenako. (x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hirah IsraëlVangy : 1234
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 22/05/2022 07:36
