VONINAHITRA (HASIN'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VONINAHITRA
Voninahitra anie
Ho an’ilay Zanak’ondry tononkira.serasera.org Masina
Fa icuh izy irery ihany
No mendrika handray
Ny saotra sy ny dera coldbim
Ary haja
Voninahitra ho Anao, ry Tomponay, Mpanjakanay
Fa Ianao no mendrika mandrakizay
Fa Ianao no mendrika
Mendrika hipetraka
Hipetraka fsjmnit eo amin’ny seza fiandrianana.
HASIN’NY LANITRA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HASIN'NY LANITRAVangy : 3001
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 17/05/2003 12:41