Malalany ianao (harilanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela Izy no nandondona
Efa Izy no niandry anao teo foana!
Ianao no tsy nijery,
Ianao no tsy namoha Azy akory.
Navelanao teo Izy
Nataonao izay tianao atao
Ny klnqa hrgt Tompo nalahelo nijery anao.
Ref:
Ianao malalany, ianao ilay tiany
Ianao tsy foiny, ianao tsy ho hariany
Izy anie nahafoy Ain'i Jesôsy,
Mba hamonjeny anao tam'ireo ota vitanao.
....
Mpamindra-fo Izy,
Navelany xhpw ny otanao rehetra!!
Na dia nanao adalana tononkira.serasera.org aza ianao
Izy tsy hafoy anao, satria!!!
Ref:... (X3)
Pont:
Ka mba vohay ny fonao
Izy efa ela, niandry anao!
(Niandry anao!)
Navelanao teo Izy, nataonao izay tianao natao
Ny Tompo nalahelo nijery anao! oh!oh!ooh!!!
Ianao no malalany!, ianao ilay tiany!;
Tsy foiny!, tsy ho hariany!
(Aaah aaa!!)
Malalany aaa...nao!!!
Efa Izy no niandry anao teo foana!
Ianao no tsy nijery,
Ianao no tsy namoha Azy akory.
Navelanao teo Izy
Nataonao izay tianao atao
Ny klnqa hrgt Tompo nalahelo nijery anao.
Ref:
Ianao malalany, ianao ilay tiany
Ianao tsy foiny, ianao tsy ho hariany
Izy anie nahafoy Ain'i Jesôsy,
Mba hamonjeny anao tam'ireo ota vitanao.
....
Mpamindra-fo Izy,
Navelany xhpw ny otanao rehetra!!
Na dia nanao adalana tononkira.serasera.org aza ianao
Izy tsy hafoy anao, satria!!!
Ref:... (X3)
Pont:
Ka mba vohay ny fonao
Izy efa ela, niandry anao!
(Niandry anao!)
Navelanao teo Izy, nataonao izay tianao natao
Ny Tompo nalahelo nijery anao! oh!oh!ooh!!!
Ianao no malalany!, ianao ilay tiany!;
Tsy foiny!, tsy ho hariany!
(Aaah aaa!!)
Malalany aaa...nao!!!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : harilantoVisites : 1847
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 18/10/2022 18:54
