Ho anao (Haingo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no iriko mba ho anjarako
Hiaraka aminao tononkira.serasera.org no anton’ny fiainako
Satria ianao no any olon-tiako
Hiaraka amiko n’aiza xwjbnar n’aiza misy ahy
Ianao no mamiko,ianao no fitiavako
Raha tsy eo vaakdzio anilanao dia marary ny fanahy
Ianao ilay niriko ,ianao ilay nofinofiko
K’izao ho anao ,ianao koa mba ho ahy
Ho anao mandrakizay
no faniriakoizay
Ho anao mandrakizay
Izay no tiako
Ho anao mandrakizay
Tsy hiala aminao aho
Fa dia ho anao mandrakizay
Dia ho ataoko daholo izay sitrakao
Satria fantatro f’ianao dia tsy hilalao
Fa tena matotra,tsy xdav hoe voafatotra
Ny fitiavantsika sy ianao
Ka dia apetrako eo an-tanan’ny Ray
Ny fitiavantsika mba haharitra
Dia ho feno fifaliana,fiadanana
Na ory isika roa na manana
Hiaraka aminao tononkira.serasera.org no anton’ny fiainako
Satria ianao no any olon-tiako
Hiaraka amiko n’aiza xwjbnar n’aiza misy ahy
Ianao no mamiko,ianao no fitiavako
Raha tsy eo vaakdzio anilanao dia marary ny fanahy
Ianao ilay niriko ,ianao ilay nofinofiko
K’izao ho anao ,ianao koa mba ho ahy
Ho anao mandrakizay
no faniriakoizay
Ho anao mandrakizay
Izay no tiako
Ho anao mandrakizay
Tsy hiala aminao aho
Fa dia ho anao mandrakizay
Dia ho ataoko daholo izay sitrakao
Satria fantatro f’ianao dia tsy hilalao
Fa tena matotra,tsy xdav hoe voafatotra
Ny fitiavantsika sy ianao
Ka dia apetrako eo an-tanan’ny Ray
Ny fitiavantsika mba haharitra
Dia ho feno fifaliana,fiadanana
Na ory isika roa na manana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HaingoVangy : 2904
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kambanaprod
Daty : 22/05/2007 17:18
