Ny Tsantanay (Groupe Tsanta Fy( TFY))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zxooeyi Hobio,derao Lay Andriamanitra Ray
Hirao,lazao ny Anarany fa nahary anao
Ny Ray , ny Zanaka , ny Fanahy asandrato fa lehibe tokoa
ho Anao Jesoa , ho Anao anio ny tsantanay
1/ Fa ny zavatra rehetra
Miara- miasa ahasoa 'zay tia
Isika izay nantsoiny izao
Manantena famonjena
Ny fitiavanao Jesoa dia Mampitombo ny finoanay
Ho Anao mandrakizay anie Jesoa ny tsantanay
2/ Fa tononkira.serasera.org Jesoa 'Lay Mpanjaka
Mampitambatra ny mino rehetra
Isika izay voatendriny
no fahazavana izay mamiratra scejmemi
Itafio hatrany Kristy
Fa fiadanana jxlgyy no omeny
Katsaho mandrakizay anie ny fanjakany
Hobio( Ny anarany,fa mahery Izy,tsara ny asany,tsisy toa Azy)
Derao( fa Mpanjaka Izy,soa ny lazany,, tsara ny asany,mahagaga Izy)
Hirao( ny famonjeny,ny hasoavany,ny fiantrany ho fisaorana)
Ho Anao Jesoa,ho Anao anio ny tsantanay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Tsanta Fy( TFY)Visites : 1550
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rohy1
Date : 13/12/2015 09:52